Entry | 1 taona irỳ |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 taona, irỳ |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) |
Explanations in French |
5 [1.3#681] [ |
Vocabulary | 6 Time |
Anagrams | 7 iriotana, 8 itaraino, 9 itoriana, 10 taona irỳ |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |